GASCAR Fenosoa
Behoririka en face brico center
Kandida Solombavambahoaka
SAHY , MAHITSY , FEON’NY VAHOAKA
Ny andraikitry ny solombavambahoaka amin’ny maha mpanatanteraka ny fahefana stratejika dia ny fampiroboroboana ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny famoronana harena, ny fampandrosoana ara-tsosialy ary ny fanatsarana ny tontolo iainana. Ny solombavambahoaka ihany koa dia manana andraikitra maro hafa mifandraika amin’ny kolontsaina sy ny fizahantany, anisan’izany ny andraikitry ny tanàna sy ny governemantany.
Ireo vina apetraka
Tohano ny hetsikay Amin'ny alalan'ny fahatongavanao
Tsy izay rehetra mamiratra dia volamena, mahaiza manavaka ny setroka sy ny tomany satria ny asa vita no hifampitsarana. Gascar Fenosoa
